Teny iditra sotro vokaka
Singan-teny sotro ; vokaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fisotroana ny rano sy ny tany nalaina tamin' ny fasan' andriana ampifangaroina, ho fianianana tsy hivadika [1.1]
Ohatra Mitovitovy amin' ny Velirano sy sotrovokaka ary lefona omby tany Imerina Avaradrano no nataon' ny Bezanozano [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/19