Teny iditra sponjy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [angl. sponge] Tranom-bibin-dranomasina, izay malemy ary mora vonton-drano ka ampiasaina ho famaohana zavatra sasana
Anarana ilazana karaza-mofo vita amin' ny lafarinina malemilemy mora mibontsin-drano [1.1]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Anglisy: sponge.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31