Teny iditra taboi-drano (taboika, rano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivoahan' ny rano avy any anaty tany; boiboika [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a bubble, an air bubble. Comp. Taboaka, Boiboika. [Richardson 1885]
Mpitovy hevitra taboika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31