Teny iditra | 1 taboribory |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka, Sihanaka]
boribory 4 [1.78] [Tanala] faribolana, boribory: Lambolahy latsaka an-jireboña ka taboribory i lañitre ( lamboala tafalatsaka an-kady ( fandrika ) ka tsy mahita hafa tsy lanitra boribory ) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.405] [Sakalava-Mayotte]
rond |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |