Teny iditra | taboribory | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka, Tambahoaka] Boribory [1.78] | |
[Tanala] Faribolana, boribory: Lambolahy latsaka an-jireboña ka taboribory i lañitre ( lamboala tafalatsaka an-kady ( fandrika ) ka tsy mahita hafa tsy lanitra boribory ) [1.78] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava-Mayotte] Rond [1.405] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |