Teny iditra | tadidio (tadidy) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao tadidy sy tadidina | |
Ohatra | Tadidio kely izay rehetra nataonao omaly hariva [Rajemisa 1985] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tadidio io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |