Teny iditra tadim-poitra
Singan-teny tady ; foitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Hozatra mitarehin-tady, ary mampitohy ny zaza ao an-kibo amin-dreniny eo anelanelan' ny ahitra [1.1]
 Lalan-tsakafo mampitohy ny zaza ao am-bohoka amin'ny reniny [1.13]
Fanazavàna teny anglisy [Foitra, the navel.] The navel string. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Cordon ombilical [1.13]
Ohatra Nony teraka dia nanatona fatana, ka alohan' ny hankanesana eo: nalevina eo amin' ny varavarambe (Ampamoahana) ny tadimpoitra. [2.245]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17