Teny iditra | tady mita | |
Singan-teny | tady ; mita | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tady asain' ny mpanao sikidy henjanina avy eo amin' ny zoron-trano atsimo andrefana mankamin' ny zorony avaratra atsinanana mba hiarovana amin' ny loza Tady henjanina avy amin' ny morondrano iray mankamin' ny morony erỳ am-pita ka arahina rehefa miampita an-domano [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Corde tendue commo préservatif par l’ordre des Sikidy, de l'angle sud-ouest de la maison à l’angle nord-est Corde tendue sur une rivière d'un bord à l’autre pour la passer à la nage [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/24 |