| Teny iditra | 1 tafahitsoka |
| Fototeny | 2 hitsoka |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Latsaka na milentika amin' ny toerana tsy ahafahana miala: Tafahitsoka ao anatin' ny fotaka ny fiara
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Qui s'est enfoncé, qui a échoué, qui est dans l'embarras: Tafahitsoka ao anatin’ ny fotaka ny kalesy (La voiture s'est enfoncée dans la boue) ~ Tafahilsoka ao anatin’ ny fasika ny sambo (Le navire s’est enfoncé, a échoué dans le sable) ~ Tafahitsoka ao anatin’ ny (ahasahiranana lehibe izy (Il s’est enfoncé dans de grands embarras) ~ Tafahitsoka amin’ izany raharaha izany izy (Il s’est enfoncé, il a échoué dans cette affaire, il est dans l’embarras au sujet de cette affaire)
[1.3#254] |
| Ohatra |
6 Tsy nahita fahasambarana fa tafahitsoka amina fahoriam-panahy tsy nandrandrainy.
[2.245#]
7 Tsy te-hahita anao intsony aho, fa tafahitsoka loatra ato anatin' ny honahonan' ny fahotana! [2.499#] 8 Moa tsy tafahitsoka amin' ny fahadisoam-panantenana tsy misy hivoahana ireo mpitoky ny marina sy ny rariny sasa-niandry ny valiny eto an-tany? [2.296#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|