Teny iditra tafahoatra (hoatra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Qui a dépassé, surpassé: Tafahoatra ny morona ny rano (L'eau a dépassé le bord) [1.3]
 Abusif [1.66]
Ohatra 
1Fifanositosehana tamin' ny fivoahana tany an-tsekoly, fiadiana siny fanondrahana, kivazivazy tafahoatra: [2.472]
2Moa fitiavan-janaka ve ny mampihanta azy tafahoatra? [2.314]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31