|
|
|
|

Teny iditra1  tafahoatra
Fototeny  2  hoatra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4  qui a dépassé, surpassé: Tafahoatra ny morona ny rano (L'eau a dépassé le bord) [1.3]
5  abusif [1.66]
Ohatra  6  Fifanositosehana tamin' ny fivoahana tany an-tsekoly, fiadiana siny fanondrahana, kivazivazy tafahoatra: [2.472]
7  Moa fitiavan-janaka ve ny mampihanta azy tafahoatra? [2.314]

Fivaditsoratra  8 afa-tahotra, 9 tafahoatra, 10 tafaohatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12