Teny iditra tafa (la)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany. [Ravelojaona 1937]
Fandikana frantsay qui nie [Abinal 1888]

Teny iditra tafala
Sokajin-teny anarana
Fandikana anglisy  [Provincial] the name of a bird [Richardson 1885]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31