Teny iditra tafandry (andry)
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra
Famaritana anglisy   lain down. Tafandrimandry also used. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   couché, paisible, figé [Abinal 1888]
Ohatra  
1tafandry ao an-tranon'ny sakaizako aho halina (j’ai couché la nuit dernière chez mon ami) [Abinal 1888, takila 41]
2tafandry mandry ny saiko (mon esprit est en paix) [Abinal 1888, takila 41]
3tafandry ny ronono (le lait s’est caillé) [Abinal 1888, takila 41]
4nahoana hianao no tafandry mandry foana tany? (pourquoi avez-vous passé la nuit là-bas sans raison ?) [Abinal 1888, takila 41]
Fitovian-keviteny   tafandriana
Teny nalaina  

2015/03/27