Teny iditra tafatody (tody)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay qui est entré au port [Abinal 1888]
Ohatra 
1Rahampitso maraina isika miverina, hoy Bina, nony tafatody ny lakana. [Rajaonarivelo: Bina]
2Androany Zoma, dia tafatody soa aman-tsara tao Morosy ny Swallow, sambo nitondra ny Misionera. [Rabary: Daty]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31