|
|
|
|

Teny iditra1  tafatody
Fototeny  2  tody
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#706] qui est entré au port
Ohatra  6  Rahampitso maraina isika miverina, hoy Bina, nony tafatody ny lakana. [2.499#16]
7  Androany Zoma, dia tafatody soa aman-tsara tao Morosy ny Swallow, sambo nitondra ny Misionera. [2.649#1.017]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11