| Teny iditra | 1 tafavoaka |
| Fototeny | 2 voaka |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Ohatra |
4 Nijanona anefa ny fiara nony tafavoaka ny vohitra izahay.
[2.471#57]
5 Nony tapitra tafavoaka daholo ny voatiry dimy sy enina, dia indry mamonjy mamafa ny tranon-tsoavaly I Lidy. [2.470#155] 6 tafavoako ny omby (j'ai fait sortir les boeufs) [1.107#59] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|