Teny iditra tafidina (idina)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana frantsay qui est descendu [Abinal 1888]
Ohatra Nony tafidina aho, dia mbola namerina fisaorana azy roa lahy ary nanao veloma azy. [Andraina: I Vola, takila 130]

2015/03/28