|
|
|
|

Teny iditra1  tafidina
Fototeny  2  idina
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qui est descendu
Ohatra  5  Nony tafidina aho, dia mbola namerina fisaorana azy roa lahy ary nanao veloma azy. [2.4]

Fivaditsoratra  6  faty dina, tafidina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21