|
|
|
|

Teny iditra1  tafioka
Fototeny  2  fioka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ny feon' ny rivotra mizozozozo rehefa mifampikasoka amin' ny ravinkazo na ny elakelaky ny hazo maniry na amin' ny hiriky ny varavarana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#642] le son du vent qui souffle fort
Voambolana  6  Feo

Fivaditsoratra  7  afitako, atafiko, atakofy, atifako, fiatoka, fotakay, itafako, tafaiko, tafiako, tafioka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21