Teny iditra | 1 tafoforana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitaovan' ny mpanefy itsofany ny afo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] bellows |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] soufflet de forgeron |
Ohatra |
6 [2.472] Ny lehilahy ao ny mamaky kitay, ao ny mamono omby, ao ny mandrasa hena, ao ny mitsoka tafoforana sy manefy , ao ny mihazakazaka sy manaza-tena mitoraka amin' ny hazo lava.
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/02 |
![]() |