Teny iditra tafondro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiadiana lehibe fandefasam-baomba entina miady any an-tafika, izay matetika entina kodiarana. [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a cannon [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay canon [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Tsy fantatr' izy roa lahy na firy na firy ny tafondro nandraraka. [Andraina: Mitaraina, takila 235]
2ary ny tafondro eroa Ambatondrafandrana no mamaly. [Callet: Tantara, takila 144]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31