Teny iditra | 1 tafondro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fiadiana lehibe fandefasam-baomba entina miady any an-tafika, izay matetika entina kodiarana. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a cannon |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] canon |
Ohatra |
6 Tsy fantatr' izy roa lahy na firy na firy ny tafondro nandraraka. [2.472] 7 ary ny tafondro eroa Ambatondrafandrana no mamaly. [2.48] |
Voambolana |
8 Miaramila |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny tafondro io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |