Teny iditra | tahafo > tahafina (tahaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona izay itovizana, ka ny fitovitovizana amin' ny endrika sy ny toetra indrindra no lazaina amin' izany: Raibeny no tahafin' ity zaza ity [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be imitated [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on imite [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | fahatany, fahitana, fitahana, tahafina |