Teny iditra | 1 tahamaina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Jereo tehamaina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a slap in the face |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] claque au visage sans raison |
Ohatra |
6 Ary Rainijohary XVI Voninahitra dia nasian-dRainivoninahitriniony totohondry sy tahamaina. [2.48] |
Tsipelina hafa | 7 tehamaina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny tahamaina io |
Fivaditsoratra | 10 amitahana, hatamanay, mahataina, tahamaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |