Teny iditra (1/2) | 1 tahiny |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny tsy fampiasa raha tsy eo aorianan' ny hoe: "raha": Raha tahiny, ka enti-milaza fepetra na famarafarana mialoha: Raha tahiny te ho sambatra ianao, ataovy izay tsy hanenjehan' ny eritreritrao anao aoka tsy hampiasaina ireo fihasimban' io teny io mahazatra ny maro, dia ny hoe: raha tahìny, raha tany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] (also pronounced incorrectly tahiny); used in rahatahiny |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] (on entend aussi dire tahiny); utilisé dans rahatahiny |
Ohatra |
6 Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470] |
Mpanahaka | 7 raha toa, raha sendra |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 tahiny |
Fototeny | 10 tahy |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana tahina sy mpisolo |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [3.1] tahina + ny |
Fivaditsoratra | 13 ... hita ny ..., hitany, hitañy, nitahy, tahiny, tihina, tinahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |