|
|
|
|

Teny iditra1  tahirizina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notahiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tahiriziko hataoko vatsy ireto vola ireto raha mandeha aho
Tanana: Tahirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo
Fototeny  4  tahiry
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  tehirizina

Fivaditsoratra  10  itahirizan, nahizitray, nazihitray, nitahiriza, tahirizina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21