Teny iditra | 1 tahisienina |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny mponina tompon-tany any amin' ny tanin' i Tahiti, nosy lehibe indrindra amin' ireo nosy any Pasifika mifanakaiky amin' ilay tany antsoina hoe Polinezia frantsay.: Malaza amin' ny fahaiza-mandray vahiny ny Tahisienina Mikasika an' i Tahiti, an' i Tahiti, avy any Tahiti |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |