Teny iditra | 1 tai-drembona |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] azon' ny alahelo na ny embona tampoka |
Voambolana |
4 Ontam-po |
Singan-teny | 5 taitra, rembona |
Tovy hevitra | 6 tai-drempotra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |