Teny iditra tai-drompotra
Singan-teny taitra ; rompotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Taitra amin' ny fikasokasoky ny ravina, taitra amin' ny tsinontsinona na hendratrendratra amin' ny tsy antony [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20