|
|
|
|

Teny iditra1  Taifasy
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
4  [Antaifasy] Anaram-poko kely amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, monin amin' ny tany anelanelan' i Manampatra sy Mananara atsimo, izany hoe latsaka eo afovoan' ny Antaimoro, avaratra, sy ny Antaisaka, atsimo; renivohiny: Farafangana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.11]
6  [Antefasy] population du sud-est de Madagascar, qui habite entre les rivières Manampatrana et Manakara (ville principale: Farafangana)
Ohatra  7  From the northern point of Madagascar down to the bay of Antongil the people appear to be allied to the Sakalava, but south of that bay come in succession the Betsimisaraka (of whom there are two chief divisions called respectively Anteva and Vorimo), the Betanimena (a little more inland), the Taimoro, the taifasy, the Taisaka, the Tanosy, and the Tandroy, who reach down towards Cape St Mary, the southernmost point of Madagascar. [2.382#131]
Voambolana  8  Tantara: firenena
Tsipelina hafa  9  antaifasy, antefasy, tefasy
Teny nalaina  10  Soratra misy io teny Taifasy io
Tsanganana sy sary iray takila  11  Tenim-pirenenana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12