Teny iditra taila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tanimanga voadoro vita efa-joro fisapisaka atao tafo na fandiavana solo-ngorodona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Floor tiles; cf. kapila [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Carreaux pour parquets; cf. kapila [1.8]
Ohatra 
1nanao biriky, taila, fandri-baratra. [2.113]
2Ny taila mangatsiaka sy mafy no zary akalana itombenany sy kidoro handriany. [2.470]
3Taila tanimanga fanao tafon-trano no amboarina ho boribory, dorana anaty fatana iny, tondrahana rano hitsotsotsotso, fonosina vori-daba, dia apetapataka amin' ilay faritra mivonto [2.472]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: tile.

Teny iditra taila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (probablement comme tahila (Tandroy)). Grandidier, fichier manuscrit, note : « arbre à bois très durable employé pour faire des avirons et pagaies ». [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31