|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  taila
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tanimanga voadoro vita efa-joro fisapisaka atao tafo na fandiavana solo-ngorodona
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] floor tiles; cf. kapila
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] carreaux pour parquets; cf. kapila
Ohatra  6  nanao biriky, taila, fandri-baratra. [2.113]
7  Ny taila mangatsiaka sy mafy no zary akalana itombenany sy kidoro handriany. [2.470]
8  taila tanimanga fanao tafon-trano no amboarina ho boribory, dorana anaty fatana iny, tondrahana rano hitsotsotsotso, fonosina vori-daba, dia apetapataka amin' ilay faritra mivonto [2.472]
Voambolana  9  Toe-karena: fanorenana

Teny iditra (2/2)10  taila
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.196] (probablement comme tahila (Tandroy)). Grandidier, fichier manuscrit, note : « arbre à bois très durable employé pour faire des avirons et pagaies ». [Sakalava]
Voambolana  13  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  14  ataly, taila, talia

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02