| Teny iditra | 1 taimanjinina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Ohatra |
3 Loarana amin' ny sotrobe voatavo ny taimanjinina ka atao anaty maharitrafo ambody fatana.
[2.470#44]
4 Very fotsiny re ny taimanjinina avy amin' ny fanaovan-tsiramamy, ka aleo hividianantsika lahy sy vavy eny e. [2.470#27] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|