|
|
|
|

Teny iditra1  taimanjinina
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  [2.470] Loarana amin' ny sotrobe voatavo ny taimanjinina ka atao anaty maharitrafo ambody fatana.
4  [2.470] Very fotsiny re ny taimanjinina avy amin' ny fanaovan-tsiramamy, ka aleo hividianantsika lahy sy vavy eny e.
Haiendriteny 
5  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07