Teny iditra | 1 taim-bankona |
Singan-teny | 2 tay, vankona |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] potikazo mihoronkorona, hofakofa-kazo manify sy mihorongorona avy amin' ny hazo vankonina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] wood shavings from a plane |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] copeaux de bois 7 [1.196] (de tay : résidu ; et vankona : rabot, varlope). Copeaux produits par le rabotage (terme de menuiserie). [Merina] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02 |