|
|
|
|

Teny iditra1  taim-bodina
Singan-teny  2  tay
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ny akoho kely na zanak' ondry izay mbola miraikitra amin' ny vavafivalanany ny maloto avy aminy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02