Teny iditra taim-by
Singan-teny tay ; -by (vy)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny harafesina na tain-drendrika avy amin' ny vy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Iron slag, scoria [1.2]
 Scoria, slag [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Scorie [1.5, 1.8]
 Scories de fer [1.14]
 [ taimby ] Limaille de fer [1.13]
Ohatra Nahoana no samy mpanefy ka hifampidera taimby? [2.436]
Voambolana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21