|
|
|
|

Teny iditra1  taim-by
Singan-teny  2  tay, vy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny harafesina na tain-drendrika avy amin' ny vy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] iron slag, scoria
6  [1.7] scoria, slag
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.5, 1.8] scorie
8  [1.14] scories de fer
9  [1.13][taimby] limaille de fer
Ohatra  10  Nahoana no samy mpanefy ka hifampidera taimby? [2.436#]
Voambolana  11  Taozava-baventy
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny taim-by io

Fivaditsoratra  13  mibaty, taim-by

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21