|
|
|
|

Teny iditra1  tain-tsofina
Singan-teny  2  tay, sofina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  loto mitambatra mavomavo ao anaty sofina [1.1]
Voambolana  5  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02