Teny iditra tain > taina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampirehetana afo mba handrahoana sakafo [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Teny iditra tain > tay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Loto maimbo mivoaka amin' ny vavafivalanana, zay tsy inona fa faika tsy levona avy amin' ny sakafo nohanina: Lava-tay
Loto amin' ny...: Tain-koho, taintsofina
Faika: Tain-kafe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Dung, excrement (vulgar); refuse; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Excrément (mot grossier); ordure, déchet [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 