Teny iditra | 1 tain-drano |
Singan-teny | 2 tay, rano |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] dilatra miraikitra amin' ny tena raha avy mandro amin' ny rano be fotaka na dilatra miraikitra amin' ny zavamaniry sy ny vato rehefa misintona ny rano |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] (littéralement : « excréments de l'eau »). limon qui reste sur les plantes et les berges lorsque les eaux se retirent. [Merina] au bord des lagunes de la côte Est : amas d'algues microscopiques, Cyanophyceae. [Betsimisaraka] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 7 andranito, andrantoy, anondrita, Antandroy, atanondri, atondrany, itandroan, itondrana, nanoditra, nitandroa, notandrai, tain-drano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02 |