Teny iditra taingo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitangosana ny tsirin' ny zavamaniry, na ny laingony; fanapahana ny lamgon-javamaniry na ny tendrony; fijinjana eny amin' ny hato-bary fotsiny. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Action d'écimer, de couper le haut des tiges. Moissonner le riz en coupant seulement les panicules. [Boiteau 1997]
 Action d'écimer, de couper le haut des tiges. Moissonner le riz en coupant seulement les panicules. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31