|
|
|
|

Teny iditra1  tain-kena
Singan-teny  2  tay, hena
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  zavatra mitsiranorano voahidy ao anatin' ny tsinay kely amin' ny biby vonoina [1.1]

Fivaditsoratra  5  atin-kena, tain-kena

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02