Teny iditra tain-tsarika (tay, sarika)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ny potipotiky ny rindra na silatsilaky ny kiran-dratsy nesorina tamin' izy ireo, nialoha ny handrariana sy hanenomana azy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay ce qui reste du tronc du bananier, lorsqu'on en a retiré les filaments ou fibres textiles [Abinal 1888 takila 646]
 (de sarika). Ce qui reste du « tronc » du bananier à fibres, Musa textilis Née (Musaceae), quand on en an retiré les fibres. Dans un sens plus général : déchets sans valeur. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31