|
|
|
|

Teny iditra1  taintsihy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] tainify, potin-tsakafo tavela amin'ny nify, tafasisika aminy: Ny sakafo vita ny entam-boafehy, ka dia an-dalana managala taintsihy

Fivaditsoratra  4  hatsitiny, itsitihan, nitsitiha, taintsihy

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29