Teny iditra | taizan' antitra | |
Singan-teny | taiza ; antitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny zaza omen-tsakafo matetika ka tsy misaina afa-tsy ny hanina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action de faire manger souvent, comme on le fait pour les vieillards [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15 |