Teny iditra | 1 taizan' antitra |
Singan-teny | 2 taiza, antitra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ilazana ny zaza omen-tsakafo matetika ka tsy misaina afa-tsy ny hanina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] action de faire manger souvent, comme on le fait pour les vieillards |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |