Teny iditra tajoa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] tany hay tsy misy hazo maniry [Rakotosaona 1975]
Teny mitovy hevitra tazoa

Teny iditra tajoa
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tanosy] sendrasendra [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01