|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  taka-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe takatra

Teny iditra (2/2)3  taka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] Teny ilazana fanisana ny kofehy voafoly isantokony folo: Kofehy valo taka
Marina, indrindra amin' ny isa: Folo taka: folo marina tsara, tsy mihoatra tsy latsaka, folo jipotra tsara

Fivaditsoratra  6  kata, taka, taka-

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08