| Teny iditra | 1 takamoa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tamaboha boribory nofoanan-drivotra ao anatiny ary Inlay tsiratsiraka andalovan-drianaratra ka zary mena mivaivay miteraka hazavana; ampola
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 ampoule, lampe électrique
[1.13] |
| Fikambanana | 5 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how takamoa |
| Fivaditsoratra | 6 makoata, takamoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|